Tantara mikasika ny Solovava tamin'ny Novambra, 2013
Nankatòavin'ny Antenimieram-pirenena Ny Volavolan-dalàna Mikasika Ny “Tsiambaratelom-panjakana” Ao Japana
Nankatòavin'ny Antenimieram-pirenena ao Japana ny volavolan-dalàna mampifanditra momba ny Fiarovana ny tsiambaratelom-panjakana tamin'ny Talata 26 Novambra na dia teo aza ireo tsikeran'ny mpanao gazety sy ny mpiaro ny zon'olombelona.