Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Aogositra, 2011

Tantara mikasika ny Solovava tamin'ny Aogositra, 2011

15 Aogositra 2011

Maraoka: Vohikala Miaritra Fisomparana DDoS

GV Mpisolovava

Niaritra fisomparana "distributed denial-of-service" (DDoS) na "tolotra voatsinjara nolavina" ny vohikalam-pitolomana maraokana Mamfakinch! ny andron'ny alahady 31 jolay 2011, ka nampikatso nandritra ny ora maromaro ny fidirana tao aminy. Efa miverina an-tserasera ankehitriny ny vohikala. Fa inona ny Mamfakinch! ary inona ny antony isomparana azy?

09 Aogositra 2011

Fitorahana Bilaogy Miafina Amin'ny WordPress sy Tor, Torolàlana Amin'ny Teny Espaniola

GV Mpisolovava

Ny Toro-làlana momba ny Fitorahana bilaogy miafina amin'ny WordPress sy Tor dia efa misy amin'ny teny Espaniola noho ny fandikan-tenin'ny mpanampy malalantsika Marianne Diaz. Ny toro-làlana dia mampiseho fomba maro hiarovana ny mombamomba ny olona iray mba hisorohana ny valy bontana ary hampiena bebe kokoa ny risika amin'ny fanakambanana ny...