Tantara mikasika ny Solovava tamin'ny Oktobra, 2023
Google, laviny ny fangatahan'ny pôlisy ao Hong Kong mba hanesorana ao amin'ny Youtube ny lahatsary ‘mpikomiana’ momba an'i Jimmy Lai, voaiben'ny haino-vaky-jery
Fanindroany izao no nandavan'i Google tsy hanaisotra votoaty pôlitika. Ny fandavany tany aloha tsy hanova ilay hiran'ny hetsipanoherana 'Voninahitra ho an'i Hong Kong' dia niafara tamina didim-pitsaràna
Fikambanana avy amin'ny fiarahamonim-pirenena, mangataka amin'ireo orianasa teknôlôjika mba hanaja ireo zo nomerikan'ny Palestiniàna mandritra ny fotoanan'ny krizy
Tech companies must acknowledge their vital role and responsibility and adhere to business and human rights principles, along with international human rights laws, in upholding and protecting freedom of expression
Ny vehivavy ao Iran, ny zo nomerika sy ny fahalalahan'ny olombelona
Raha taratry ny olana manerana izao tontolo izao ny paikadin'ny governemanta Iraniàna, dia tsy maintsy tsaroana sy ankalazaina ny herimpo toka-miavaka nananan'ireo vehivavy Iraniana, izay nijoro tsara nanoloana zava-tsarotra