Tantara mikasika ny Paragoay tamin'ny Jolay, 2017
Mihinana Gnocchi Isaky Ny Faha 29-n'ny Volana !
Tonga tany Amerika Latina niaraka tamin'ny mpifindra monina italiana ilay fomban-drazana mbola mitohy amin'ny fihinanana gnocchi isaky ny faha 29-n'ny volana . Fomba fahandro avy amin'ny bilaogera .

