Tantara mikasika ny Paragoay tamin'ny Febroary, 2009
Paragoay : miresaka ny tantarany ireo mpifindra monina
Efa tantara mahazatra izy ity manerana an'i Amerika Latina, izay hikarohan'ny mpifindra monina ny tany tsaratsara kokoa amin'ireo firenena mifanolo-bodirindrina aminy na any amin'ireo firenena lavitra. Tsy hafa fa mitovy...