Tantara mikasika ny Paragoay tamin'ny Mey, 2017
Ao Paragoay, Fampiharana Iray Hianarana “Tsy Ankiato” Ny Teny Anglisy, Namboarina Avy Hatrany Tamin'ny Teny Guaraní
Tian'ilay fampiharana hokatsahana "Guaranglish" izay hampifanarahana ny fianarana teny Anglisy ho an'ireo mpiteny Guarani ... ary ny teny Guarani ho an'ireo mpiteny Anglisy.