Tantara mikasika ny Paragoay tamin'ny Aogositra, 2008
Paragoay : Sary tamin'ny fandraisan'ny filoha ny fahefana ao amin'ny Flickr
Tamin'ny faha-15 Aogositra lasa teo no nanao fihanihanana i Fernando Lugo, Eveka Katolika taloha ary lasa filoham-pirenena ao Paragoay. Nampientana ny vahoaka paragoaiana, na ny any an-toerana na ireo monina...