Tantara mikasika ny Paragoay tamin'ny Jolay, 2012
Paragoay: Voaongana ny Filoha Fernando Lugo
Araka ny nitateranay azy vao haingana, ny Loholona Paraguayana dia nandany ny fampiatoana ny Filoha Fernando Lugo amin'ny toerany. Ny mpampiasa aterineto dia naneho ny heviny eo amin'ny fivoaran'ny toe-draharaha ankehitriny ; raha ny sasany kosa, miaro io fampiatoana ny filoha io ho ara-dalàna sy araka ny lalàm-panorenana, ny hafa indray dia milaza fa fanonganam-panjakana io.