· Septambra, 2010

Tantara mikasika ny Paragoay tamin'ny Septambra, 2010

Brezila: fanokanana ilay Graffiti lehibe indrindra eran-tany

  21 Septambra 2010

Nanokana ny grafitti lehibe indrindra eran-tany izay mihoatra ny 37 000 sqaure feet any amin'ny faritr'i Foz do Iguaçu ny Filohan'i Brezila Lula da Silva. Ity faritany ity; malaza amin'ilay riandranon'i Iguaçu sy ny sisintany telo iraisan'i Paraguay, Brezila sy Arzantina, dia hody amin'ireo lalambe migodàna voaravaka manome lanja ny zon'ny ankizy sy ny tanora.