Tantara mikasika ny Paragoay tamin'ny Mey, 2010
Paragoay: Ny fahafatesan'ilay mpanao gazety Santiago Leguimazon 19 taona lasa izay
Nankalaza ny andron'ny mpanao gazety i Paragoay ny 26 aprily lasa teo, daty hahatsiarovana ny 1845 nivoahan'ny gazety “El Paraguayo Independiente”, gazety voalohany tany an-toerana. Fanampin'izany, manan-danja lehibe amin'ny mpanao...