Tantara mikasika ny Paragoay tamin'ny Febroary, 2013
Paragoay Taorian'ny Fahafatesana Tampoky Ny Mpifaninana Ho Fidiana Ho Filoha, Lino Oviedo
Maty nianjera tamin'ny angidimby nandehanany tamin'ny Sabotsy 2 Febroary 2013 tany avaratr'i Asunción i Lino César Oviedo, jeneraly Paragoaiana misotro ronono sady mpanao politika. Maty ihany koa ny mpanamory sy ny mpiambina azy.