Tantara mikasika ny Paragoay tamin'ny Oktobra, 2016
Paragoay, Manidina Ny Omby, Mirodana Ny Sekoly
Rava nandritra ny taona maro ny rafi-panabeazana tao Paragoay, ary miteraka fifandonana sy tsy fahafaham-po ny rafi-panabeazana amin'izao fotoana izao.