Tantara mikasika ny Lahatsary tamin'ny Mey, 2016
Taorian'ny fandevenana an'i Papa Wemba, Ireo zavatra 4 manasongadina ny diany teo amin'ny mozika Afrikanina
Nandao antsika i Papa Wemba. Arahaba ry artista !
Ny Firenena Mikambana Miresaka Ny Hoavin'Ireo Mpampandry Tany Any Andrefan'i Sahara, Ny Sahrawis Kosa Mamoaka An-gazety Ny Resaka Zon'Olombelona
Raha nihaona tamin'iny herinandron'ny 25 Aprily iny ireo diplaomaty iraisampirenena mba hamaritra izay hoavin'ny Iraka Mpampandry Tany Avy amin'ny Firenena Mikambana any Sahara Andrefana, nanao hetsi-panoherana kosa ireo mpanao fihetsiketsehana nanerana ilay faritra voabodo nitakiany ny fizakantenany sy ny fanajàna ny zon'olombelona.
Tranonkalan'Olona Anisan'ny Maharikoriko Indrindra Nahazo ny Fon'ny Olona Ao Rosia
Nahazo hetsika fangoraham-po mamy indrindra teo amin'ny tantaran'ny RuNet ankehitriny ny iray amin'ny maharikoriko indrindra.
Na Eo Aza Ny Fomban-drazana Sy Ny Dinam-piarahamonina, Mitàna Ny Ejiptiana Eo Amin'ny Sehatra Fandihizana Ny Salsa
Minoa na tsia, fa manana iraisana kokoa noho ny zavakanto sy kolontsaina tranainy sy ny fananganana piramida i Amerika Latina sy i Ejipta.
Ho Fiarovana, Ilain'ny Mpanao Gazety Shinoa Ny Lalàna Mifehy Ny Fanaovana Gazety
"Rehefa tsy misy ny lalàna, raisintsika ny andraikitra sady afaka mifehy [ny haino aman-jery] araka izay itiavantsika azy isika."