Tantara mikasika ny Lahatsary tamin'ny Desambra, 2015
Maty Tamin'ny Lozanà Bisikilety Ilay Tanora Ogande Izay Nandihy Tamin'ilay ‘Sitya Loss’ , Lahatsarin-kira Nalaza Be Tamin'ny Aterineto
"...tamin'ny fiainanao fohy kely, nanova ny tany tamin'ny dihy ianao, mihoatra noho ny nataon'ny olona sasany amin'ny fiainany manontolo."
Lehilahy Ekoetoriana Niatrika Famonjàna 18 Volana Noho Ny Nitehafany Tamin'ny Fihetsiketsehana Iray
Na naseho aza ny porofo hoe nitehaka fotsiny izy tamin'io andro io, nosaziana 18 volana an-tranomaizina ilay olom-pirenena Ekoatoriana, nolazaina hoe niray tsikombakomba tamin'ilay fanafihana natao tamin'ny fahitalavi-panjakana ao Ekoatora.
Fa maninona no tsy avy tahaka ny mahazatra an'i Ginea-Bisao ny orana?
Raha mifanakalo hevitra amin'ny fiovan'ny toetrandro ao Parisy ny mpitondra manerana izao tontolo izao dia mampatahotra amin'ny mahalonaka ny tany sy ny fiveloman'ny vahoakan'i Ginea Bisao ny fihenan'ny orana sy ny fiakaran'ny ranomasina.
GV Face: Ahoana ny fahatsapanao amin'ny voambolana “Fampihorohoroana”?
Raisinay ato amin'ny Global Voices amim-pitandremana fatratra ny fampiasana ny anarana sy ny petak'anarana.