· Novambra, 2017

Tantara mikasika ny Sary tamin'ny Novambra, 2017

Iran : Andiana Tafiodrivotra Nifanesisesy

  16 Novambra 2017

Tato anatin'ny herinandro vitsivitsy, maro ireo tanàndehibe Iraniana any atsimo sy atsimo-atsinanan'ny firenena no nandalovan'ny tafiodrivotra maromaro. Bilaogera Iraniana maro no nitsikera ny fampahalalam-baovao Iraniana noho ny tsy fitaterany azy ireo ka dia namoaka ny lahatsary sy sary antserasera maromaro izy ireo.