· Septambra, 2017

Tantara mikasika ny Sary tamin'ny Septambra, 2017

Ny Riandranon'I Trafalgar Any Dominica

  20 Septambra 2017

Iray amin'ireo toerana misarika mpizahatany indrindra any Dominica ny Riandranon'i Trafalgar, indrindra ho an'ireo mpizahatany mandeha sambo fitsangatsanganana......

Sary Avy Any Azia Atsimo

  19 Septambra 2017

Nanapa-kevitra ny handeha lavidavitra kokoa aho hanaovana ny lahatsoratro voalohany tato amin'ny Global Voices ary hizaha ny zana-kaontinanta amin'ny alalan'ny fomba fijerin'ny hafa. Miraondraona miaraka amin'ny resaben'ny fakantsary sy ny fitselatry ny 'flash' ireo bilaogin-tsary any Azia Atsimo;

Siria Hita Amin'ny Fakantsarin'ireo Bilaogera

  12 Septambra 2017

Ny fitetezana ireo rohy amin'ny tsanganana havanana ao amin'ny bilaogin'izy ireo dia toy ny fanaovana fivahinianana mahafinaritra itetezana ireo arabe, tendrombohitra, ireo morontsiraka sy ireo tany hay ao Siria.

Pi-maso Arabo: Ny Ao Afovoany-Atsinanana An-tsary

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Jona 2007) Hanombohantsika ity fitetezana an-tsary ny ao Afovoany-Atsinanana ity, ity resaka fampakarambady tao Amman, napetrak'i Roba Al Assi, Jordaniana bilaogera. Eccentric, and I still really can’t get past trying to figure out why in the world would anyone want a Greco-Roman sword fight at their...