· Septambra, 2014

Tantara mikasika ny Sary tamin'ny Septambra, 2014

Mamely Ny Ebola, Ahoana Ny Hanentanana ny Bilaogera Gineana

  06 Septambra 2014

Fa inona no nitranga tamin'ny tontolon'ny bilaogy Gineana? Manana tontolon'ny bilaogy ve i Ginea? Sa tontolon'ny Twitter? Sa matetika isika toa mpitazana mandalo fotsiny ny aretin'izao tontolo izao? Inona no andraikitra raisintsika amin'ny maha-olom-pirenena ao amin'ny aterineto?