Lahatsoratra farany an'i Ornella tamin'ny Aogositra, 2015
Resaka Tamin'i Nina Ansary, Mpanoratra Mpivohy Ny Miralenta, Ny Harivan'ny Fiovàna Tany Iràna
Tafaresaka amin'ny mpanoratra ny 'Jewels of Allah', boky vaovao manazava momba ny miralenta any Iràna amin'izao fotoana izao i Mahsa Alimardani.
Nizeria : Tezitra Noho Ny Fanamelohana Ho Faty ‘Kano Sivy’ Noho Ny Fitenenan-dratsy Ny Fivavahanana
"Tsy misy afaka hiaro an'Andriamanitra ka hamoaka fanamelohana olona iray ho faty, Silamo aho ary manameloka tanteraka izany.#SaveKanoNine"
India : Tsy Ny Ara-Pahasalamana Ihany No Voakasiky Ny Tsy Fisian'ny Trano Fivoahana
Mitarika ny sotasota ara-nofo atao amin'ireo tovovavy sy ny vehivavy ny fangerena an-kalamanjana, ary ireo fitaovan'ny rafi-panavakavahan-tsaranga ao amin'ny firenena dia 'ny tsy fikitika' no natao hanadio ireo maloto any amin'ny faritra sasany, amin'ny alàlan'ny tànana.
Filipina : Miala Tsiny Ny Tafika Taorian'ny “Nandikàny Vilana” Ny Fijerin'ny Firenena Mikambana Ny Famindràna Toerana Ireo “Ata-Manobos” Hiala Ny Fonenany
"Te-hiverina any amin'ny taniny ireo vondrom-piarahamonina saingy nohizingizininy fa tsy hahatsapa filaminana mihitsy izy ireo raha toa ka tsy mifarana ny fifehezana maharitra ataon'ny tafika amin'ny faritra misy azy ireo."
Hong Kong : Lahatsary Telo Manazava Ny Antony Mampizara Ny Fijerin'ny Olona Momba Ilay Volavolam-Panitsiana Fifidianana Avy Amin'ny Governemanta
Manamafy ny fahazoan'ny olona mifidy ilay sosokevitra tohanan'i Shina, saingy tsy mahagaga, tsy mahitsy tahaka azy izany