Tantara mikasika ny Nepal tamin'ny Jolay, 2014
Malaza Noho i Messi Ity Tovovavy Mpilalao Football Ity Any Amin'ny Tanàna Kely Lavitra Andriana Misy Azy ao Nepal
Sunakali no nitondra ny ekipany ho any amin'ny fandresena tamin'ny fifaninanam-pirenena amin'ny football vehivavy. Rehefa tonga an-tanindrazana ry zareo dia notsenain'ny tao an-tanàna tao amin'ny fitodian'ny fiaramanidina tamin'ny hiaka hoe, "Sunakali, tahaka an'i Messi!"