Tantara mikasika ny Nepal tamin'ny Marsa, 2018
Manantena Ireo Artista Roa ao Nepal fa Hankahery ireo Lehilahy Hanaiky ny Fahalemeny ireo Sary Hosodokony Miboridana
“Tsara ny mijoro, afaka mitomany ihany koa ny lehilahy, afaka ho mora tohina ihany koa ny lehilahy."
Amin'ny Alàlan'ny Fanetsehana Ireo Sampy Ejiptiàna, Tetezin'ilay Sarimihetsika “Seder-Masoshism” Novokarin'i Nina Paley ny Momba ny Fanjakan'ny Zokiolona ao Anatin'ny Bokin'ny Eksodosy
"Ny fipetrahan'ny patriarika feno, ny fanalàna an'izay sisan'ny fiankohofana aminà andriamanibavy avy amin'ireo fotoana fahagola no fijeriko ny Fifindramonina."
Fihaonambe Copenhagen: Nanadino Ny Zava-dehibe Ireo Minisitra Nepaley
Tsy miafina fa efa miatrika ny voka-dratsin'ny fiovaovan'ny toetr'andro i Nepal. Manomboka amin'ny hain-tany maharitra ela hatramin'ny tsy fisian'ny vokatra sy ny fiempon'ny vongan-dranomandrin'i Himalayas, atahorana ny firenena raha ny fiakaran'ny mari-pàna manerantany no resahana.