Tantara mikasika ny Nepal tamin'ny Novambra, 2014
Nepal : Firy Ny Biby Ho Faty Amin'ny Fetiben'ny Gadhimai Amin'ity Taona Ity ?
Hampiantrano mpivahiny an'hetsiny ny fetiben'ny Gadhimai any Nepal ary mampitebiteby ireo mpiaro ny zo ao an-toerana sy any ivelany ny anjara ratsy mampihoronkoditr'ireo biby antsasaka tapitrisa.