· Oktobra, 2008

Tantara mikasika ny Nepal tamin'ny Oktobra, 2008

Nepal: Ilay praiminisitra mpioko

  06 Oktobra 2008

Minerva's Crossing no sondriana tamin'ny kabarin'ny praiminisitra, sady lehiben'ny mpioko taloha,  Pushpa Kamal Dahal (Prachanda) nataony tao New York ary nanambara hoe: “afa-miova ny vondrona mpioko, rehefa vonona ny hiroso ho amin'izany”.