Tantara mikasika ny Nepal tamin'ny Oktobra, 2009
Nepal: Mankany amin'ny fankalazàna ny Dashain tsy misy fanaovana sorona ireo biby
Ny fety be ara-pinoana Dashain, manan-dànja indrindra any Nepal dia nankalazain'ny diaspora Nepaley eran-tany. Somary nisy olana kely ny Dashain tany Nepal tamin'ity taona ity, noho ireo mpiaro ny zon'ny biby mitaky ny fampitsahàrana ny fanaovana sorona biby mandritra ny fankalazàna.