Tantara mikasika ny Nepal tamin'ny Jona, 2020
Ahoana ny fomba ataon'ny literatiora nentindrazana Nepaley hametraka marika eo amin'ny sehatra erantany?
Ny talen'ny hetsika Global Literature in Libraries Initiatives (GLLI) no manazava ny fomba afaka ataon'ny literatiora nepaley mba hahazoany olona betsaka kokoa.