Tantara mikasika ny Nepal tamin'ny Marsa, 2010
Nepal : Nampanginin'ny mpandala ny Fitondrana mpanjaka ny renivohitra
Mitaky ny famerenana ny lalam-panorenana monarsika (mpanjaka) ireo vondron’olona mpandala an’izany fitondrana izany ary ny fananganana firenena Hindu ao nepaly dia hampihidy (hampianjera) tanteraka ny renivohitra ao aminy.