· Janoary, 2018

Tantara mikasika ny Nepal tamin'ny Janoary, 2018

Népal : Krizin'ny Angovo

  19 Janoary 2018

Lohahevitra resahana manerantany ny fitsitsiana angovo sy ny fitadiavana loharanon'angovo tsy manimba ny tontolo iainana. Ho an'ny firenena mandroso sy ny an-dalampandrosoana, iray amin'ireo olana manan-danja ny angovo. Resahana ankehitriny any Washington ka hatrany Riyadh ny tahotry ny tsy fahampian'ny angovo amin'ny hoavy.