Tantara mikasika ny Nepal tamin'ny Avrily, 2016
Ankizy Malefaka 12 Taona Mampiseho Antsika Ny Fiainana ao Nepal Taorian'ny Horohorontany
Rava tamin'ny fihovitrovitry ny tany 2015 tao Nepal ny tranon'i Shreesha, nefa nahavita nanohy fianarana izy. Amin'izao fotoana izao izy maniry ireo ankizy hafa mba tsy haneso azy intsony amin'ny tsy fananany trano.
Lolofotsy Avy Any Nepal Mizara Hafatra Fanantenana Sy Fiovàna Sosialy Manerana Ny Tany
Matetika dia ireo mpanamory ara-barotra no miteny hoe , "Misaotra anao niaraka nisidina taminay." Fa na rahoviana na rahoviana aho no mifanena amin'izy ireny, izaho no miteny, "Misaotra anao niaraka nisidina tamiko!"
Bolongan-drahona Toy Ny Balonina Mahagaga Manemitra Ny Lanitr'i Kathmandou
"Tontolon-drahona tsy mampino tena nanintona ahy tahaka ny aingam-panahin'ny mpanakanto saro-takarina. Mbola tsy fahitako teo amin'ny fiainako."