Tantara mikasika ny Nepal tamin'ny Desambra, 2017
Ny Malaza Amin'ny Bilaogy Avy Ao Azia Atsimo
'Ity ny fotoana tamin'ity taona ity - akaiky ny taona vaovao isika ary fotoana izao hijerena ny zava-bita taona 2005. Sahirana tamin'ny fananganana ny lisitr'izy ireo, ny fahatsapan'izy ireo, sy ny fomba ahafahana manatsara ny toe-javatra ao amin'ny firenen'izy ireo ny bilaogera Aziatika Atsimo.
Rivopanovàna ao Nepal: Fifandonana
The king is nowhere close to seeing the light.