· Jolay, 2010

Tantara mikasika ny Nepal tamin'ny Jolay, 2010

Nepal: Nametra-pialàna ny Praiministra

  03 Jolay 2010

Nanao filazana ampahibemaso ny fametraham-pialany ny praiministra Nepaley Madhav Kumar Nepal omaly nandritry ny lahateny iray mivantana tamin’ny fahitalavitra. Nyfametraham-pialàn' Ing. Nepal dia mitondra mankamin'ny fitsaharan'ireo disadisa ara-politika naharitra tao Nepal.