· Desambra, 2018

Tantara mikasika ny Nepal tamin'ny Desambra, 2018

Nepal: Mamindra am-pitandremana noho ny Antony Demokratika

  21 Desambra 2018

Taorian'ny fihetsiketsehana saika naharitra teo amin'ny telo herinandro teo, nanaiky ny hamerina ny parlemanta ny Mpanjaka Gyanendra ao Nepal. Nanafoana ny antenimieram-pirenena ny Mpanjaka tamin'ny 2002 satria toa tsy nahomby ny resaka ho amin'ny fandriampahalemana nataon'ny governemantan'ilay Praiminisitra Sher Bahadur Deuba tamin'izany miaraka amin'ireo Maoista.