Tantara mikasika ny Nepal tamin'ny Septambra, 2015
Ho an'ny biby sy ny olony ao Nepal taorian'ny horohorontany, manafaingana fanasitranana ny fitiavana
Ho an'ny olona ety ivelany dia mora ny mametra ny biby fiompy ho harena, ary izay no iray amin'ny mahatonga ny fisian'izy ireo. Fa ao anatin'ny fianakaviana ihany koa izy ireo.