Tantara mikasika ny Hongria tamin'ny Febroary, 2023
Manao izay hanaratsiana ny Átlátszó, hongroà mpanao fanadihadiana, ireo mpiantsehatra rantsan'ny Fanjakana
Miezaka ireo fampitam-baovao pro-governemanta mamoaka lahatsoratra manala baraka fa nahazo 'volan'i Jodasy' sy ho 'fikambanan-jiolahy' voarohirohy amin'ny famadihan-tanindrazana sy hetsika mamely ny firenena ny Átlátszó izay fikambanana tsy mitady tombontsoa.