· Aogositra, 2008

Tantara mikasika ny Hongria tamin'ny Aogositra, 2008

Seribia: Afangaron'ny CNN i Budapest sy i Belgrade

  02 Aogositra 2008

Balkan File no nilaza fa “nampifamadihan'ny CNN ho ny sary ny filazalazana ny rotaka nitranga tany Budapest, Haongiria, ny rotaka nitranga tany Belgrade”: “ny fanehoankevitra an-tserasera moa no nanambara fa angamba te-hampiseho hetsi-panoherana mafana vay kokoa noho ny tena nitranga ny CNN, saingy na izany aza, amin'ny fomba ahoana moa no isian'ny fifandisoana...