Tantara mikasika ny Hongria tamin'ny Febroary, 2017
Nandresy Taorian'ny Fahafatesany ireo Mpanao Gazetin'ny Népszabadság, Gazety Hongroà Iray Nakatona
Namoaka didy ny fitsarana Hongroà fa tsy ara-dalàna ny fanakatonana tampoka tamin'ny Oktobra ny gazetin'ny Népszabadság, mivoaka isan'andro ao amin'ny firenena .