Tantara mikasika ny Hongria tamin'ny Septambra, 2011
Tsiahy 9/11 : Fahaterahana Taranaka Vaovao
Niserana ny folo taona taorian'ny fanafihana voarindra nataon'ny al-Qaeda tamin'i Etazonia ny 9/11 ;voaresak'ireo tanora avy amin'ny lafy valon'izao tontolo izao navoaka tamin'ny alalan'ny andiana lahatsary fohy mamakafaka ny vanim-potoana manaraka ny 9/11 izany