· Febroary, 2018

Tantara mikasika ny Hongria tamin'ny Febroary, 2018

Fantaro Ilay Mpanoratra : Marietta Le

  01 Febroary 2018

Nanatevin-daharana ny Global Voices i Marietta rehefa avy nanatrika ny Vovonana Global Voices 2008 tany Budapest raha nanangom-baovao momba ilay hetsika izy amin'ny maha mpanao gazety azy ho an'ny gazety iray ao an-toerana. Tian'i Marietta ny fomba fampiasan'ny Global Voices ny teknolojia mba handrisihana ny fifanakalozan-kevitra eo amin'ireo vondrom-piarahamonina samihafa.