Tantara mikasika ny Hongria tamin'ny Novambra, 2014
Taorian'ny 25 taona, Nahatsapa Ho Niaina Tao Anatin'ny Demôkrasia Ihany Ve Nony Farany Ry Zareo Hongroa?

Tsy zava-baovao mihitsy ny nahatonga an'i Hongria ho 'firenena tsy malalaka'. Dimy ambiroapolo taona taorian'ny nirodanan'ny Rindrin'i Berlin, mitsangana ireo Hongroa mba hangataka ny tena demôkrasia marina.