Tantara mikasika ny Hongria tamin'ny Novambra, 2015
Vehivavy Hongroà Voasazy HAndoa Onitra Fa Nanoratra Momba Ny Fandaniam-bola Ataon'ny Fanjakana Tao Amin'ny Facebook
Nanomboka fanentanana iray miainga avy eny ifotony ho fanohanana an'i Maria Somogyi ny Fikambanana Hongroà Ho an'ny Fahalalahana Sivily (HCLU) ho ampahany amin'ny asany hampiatoana ny fanararaotana ireo lalàna momba ny fanalàna baràka.