Tantara mikasika ny Hongria tamin'ny Jolay, 2013
SARIPIKA: Zavakanto An-Tanandehiben'i Budapest Tokana Aman-Tany
Ny renivohitr'i Hongria, izay efa malaza amin'ny tantara, ny zavakanto ary ny rafitranony, no hita mamelona ny sangan'asa an-tanandehibe tokana aman-tany mampiavaka azy andro maromaro izao. Mipongatra isan'andro ao amin'ny...