Tantara mikasika ny Hongria tamin'ny Avrily, 2008
Hongria: krizy eo amin'ny governemanta
Eva Balogh ao amin'ny Hungarian Spectrum no mitatitra ny krizy miseho eo amin'ny firaisankina governemantaly manasratsaraka ny mpikambana aoamin'ny governemanta raha nanala ny minisitry ny fahasalamana ny praiminisitra.