Tantara mikasika ny Ozbekistan tamin'ny Desambra, 2023
Mandrahona ny FTMF-ONG ny lisitra ‘masombahiny’ ao Kazakhstan
Rehefa nivoaka tamin'ny septambra ny lisitra, ONG-FTMF iray farafahakeliny no voasingana hahazo fanadihadiana ara-bola fanampiny manokana.
Ao anaty fanadihadiana iray vaovao, Ozbekistan mankalaza ny hetsika reformista Jadid
Toa mbola haharitra ela ny fiverenan'ny Jadid eny amin'ny habaka natao ho an'ny daholobe, miaraka amin'ny governemanta mampiasa ny lova navelan'izy ireo ho fitaomam-panahy.