Tantara mikasika ny Ozbekistan tamin'ny Novambra, 2018
Tontolon'ny bilaogy Alarobia ao Azia
Ny bilaogy amin'ny teny Farsi Shared Pains (nahazo ny Loka RSF Freedom Blog 2005) manana lahatsoratra amin'ny teny Anglisy momba ny fahalalaham-pitenenana ao Afghanistan (poa-tsatroka ho an'ny Afghan Lord).