Tantara mikasika ny Ozbekistan tamin'ny Novambra, 2014
Vokatra Landihazo ao Ouzbékistan : Volamena Fotsy Mampanankarena Ny Fitondrana Fa Tsy Ny Vahoaka
Fantatra amin'ny asa an-terivozona ary indrindra ny fampiasana ankizy i Ouzbékistan. Tafiditra amin'izany ny asa fiotazana landihazo izay ny filoha no mahazo tombony be indrindra amin'izany.