Tantara mikasika ny Ozbekistan tamin'ny Septambra, 2008
Ozibekistan: 2200 taona i Tashkent
Manohy mamoaka rakitsary valin'antson'ny mpamaham-bolongana haneho an-tsary ho fankalazana ny faha-2200 taonan'i Tashkent renivohitra Ozbeka i Manshuron.
Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.
Manohy mamoaka rakitsary valin'antson'ny mpamaham-bolongana haneho an-tsary ho fankalazana ny faha-2200 taonan'i Tashkent renivohitra Ozbeka i Manshuron.