· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Ozbekistan tamin'ny Novambra, 2007

Ozbekistana : Fahavoazam-be hoan'ny firenana

  10 Novambra 2007

Fahavoazam-be hoan'ny firenana iray manontolo : izany no ambetivetin'ny feo re avy any amin'ny blaogosferan'ny faritra Afovoan'i Azia – indrindra indrindra ireo blaogy Ozbeka – tamin'ny namonoan'ny sasany an'i Alisher Saipov, izay tena sangany amin'ireo mpanao gazety, ny tanànan'i Osh izay nipetrahany dia ao amin'ny faritra Atsimon'i Kyrgyzstana sady mifanolo-bodirindrina...

Ozbekistana : Fanampim-baovao mikasika ny famonoana an'i Alisher Saipov

  05 Novambra 2007

Ny blaogy Libertad dia mamoavoafy mikasika ny fampiharana ny lalàna Kyrgyza [Kyrgyzstana] momba ny famonoana an'i Alisher Saipov, mpanao gazety fatra-pitsikera, izay maty voatifitra tany Osh any Kyrgyzstana. Ampangain'ny Polisy ho mpamono ny antoko Silamo Hizb-ut-Tahrir, ireo mpanao gazety kosa dia mihevitra fa ny sampana misahana ny fitsikilovana Ozbeka no...

Ireo pejinay momba an i Ozbekistan

O’zbekiston