Tantara mikasika ny Ozbekistan tamin'ny Aogositra, 2011
Fomba Fanaovan-tsakafo Amin'ny Ramadany : Fety Be Aorian'ny Fifadian-kanina
Satria manomboka ny volan'ny Ramadany, dia nanomboka nizara lisitra bilaogy ahitaàna rohy mankaminà fomba Iftar mahafinaritra vitsivitsy i Maria Grabowski. Miangavy anao hizara aminay izay tena ankafizinao koa!