· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny Ozbekistan tamin'ny Oktobra, 2007

Ozbekistana : Nampanginina indray ny feo hafa iray

  28 Oktobra 2007

Ny blaogy Beaudi's Blog dia midinidinika momba ny famonoana an-kerisatra nahazo ilay mpanao gazety Ozbekistana vao 26 taona monja tao an-tanànan'i Osh any amin'ny faritra manolo-bodirindrina amin'i Kyrgyzstana. Ity mpanao gazety ity dia fanta-daza sy fatra-panaja amin'iny faritra manomorona an'i Azia Afovoany iny, sady tsy nisalasala ny namoaka ampahibemaso ireo...

Ozbekistana : Mpanao gazety novonoin'olona

25 Oktobra 2007

Ny mpiblaogy Libertad dia mitatitra ny namonoan'ny sasany ny mpanao gazety Ozbeka Alisher Saipov, izay niasa tany Kyrgystana, izay firenena mifanolobodi-rindrina amin'i Ozbekistana, sy nanoratra lahantsoratra maro mikasika ireo Ozbeka vitsy an'isa monina any : « Ferghana.ru reports that Alisher Saipov was shot three times from a gun, either pistol...

Ireo pejinay momba an i Ozbekistan

O’zbekiston