Tantara mikasika ny Ozbekistan tamin'ny Jona, 2016
Tranonkala Malaza Momba Ny Fanatanjahantena Tao Ozbekistàna; Nikatona Taorian'ny Resabe Teo Amin'ireo Mpankafy

"“Ny baolina kitra sy ny fandraharahan'ny show-biz no hany sehatra amelàna sy andeferana ny fanakianana. Ary ankehitriny, na eto aza, efa atombok'izy ireo ny fanakendàna ny feon'ny olona."