Tantara mikasika ny Ozbekistan tamin'ny Aogositra, 2018
Ouzbékistan: Manohana an'i Umida Akhmedova ireo bilaogera
Ny Global Voices dia efa namoaka lahatsoratra momba ilay mpaka sary Ozbeka Umida Akhmedova izay voampanga ho "nanompa sy ny nanaratsy ny vahoaka sy ny fomba amam-panao Ozbeka." Niteraka fahatezerana teo amin'ny mpanao gazety vahiny, mpaka sary sy ny mpisera miteny Rosiana ity fiampangana ity.