Tantara mikasika ny Ozbekistan tamin'ny Mey, 2023
Manaraka izay voasoratra fahiny ny fitsapankevi-bahoaka momba ny lalàm-panorenana ao ‘Ozbekistàna Vaovao’
Fiombonan-kevitra tsy misy nitsipaka ny an'ny vondrom-piarahamonin'ireo manampahaizana tsy mainkina hoe ny tanjona lehibe amin'ny anaovana fitsapankevi-bahoaka dia ny hanafoanana ilay fe-potoam-piasana roa teo aloha an'ny filoham-pirenena Mirzioyev ary hanokafana varavarana ho an'ny fahafahany mirotsaka hofidiana indray